 "Parmi les étoiles", interprétée en malgache | |
|  Krisimasy | Interprétation : Groupe Fenoely Musique, arrangement et texte : David R. |
|
|  | |  | | Titre : Noely ety an-tany | Handravaka ny aizin'ny alina aho Hamonjy anareo kintana aho Hahita anareo anjely aho Miriaria sy milalao
Hiafina anaty ny rahona aho Nefa hiverina haingana aho Handrotsirotsy anareo zaza Miandry ianareo fa hankalaza
Alina iray hafa indrindra Ali-manjelatra sy mirindra Noely alina mamy, noely ety an-tany
Faharavoana fahatsarana Mamirapiratra fahazavana Migadona ny lakolosy maheno ny eran'ny Nosy
Texte : Mamy R.
|
| |  | |  |
|